Fampianarana Baiboly

aoka handroso ho amin'ny tanteraka

Ny fotopampianaran’i Kristy

Rehefa niresaka momba ny filàna fahateraham-baovao i Kristy dia naneho fa ny maha-Jiosy, Fariseo, mpampianatra na mpivavaka dia tsy ahafahan’ny olona hiditra amin’ny fanjakan’Andriamanitra.

Read More

Ilay vehivavy samaritana

Rehefa hitan’ilay vehivavy samaritana fa nifanehatra tamin’ny mpaminany izy dia te hahafantatra momba ny olana ara-panahy izy: ny fanompoana ary navelany tany aoriana ny filàny manokana.

Read More